|
|
|
|

Teny iditra1 valo ambin' ny folo
Singan-teny  2valo, 3amby, 4folo
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  6eighteen (18). [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7dix-huit (18). [3.1]
Ohatra  8 Manana zo hifidy sy hofidina ny olona feno valo ambin' ny folo taona [2.445#118]
9 Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Rakoto [2.471#63]
Voambolana  10 Matematika: rafitrisa
Tsipelina hafa  11valo ambinifolo
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02